Entry | 1 mitahiry an-karon-doa-body |
Elementary words | 2 mitahiry, 3 haron-doa-body |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa [1.1] |
Explanations in French |
6 Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens [2.415#2354] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |